Entrée | manotraka | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [1.1] | |
Exemples | Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/08/26 |
![]() |