| Entrée |
manorika
(tsorika)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano [1.1]
|
| Exemples |
| 1 | Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany.
[2.471]
|
| 2 | Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany.
[2.583]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manorika |
| Passé : |
nanorika |
| Futur : |
hanorika |
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
mañorika
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tambahoaka]
Mitsininika [1.78]
|
|