| Entrée |
manonona
(tonona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa" Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra [1.1]
|
| | To pronounce, to speak a name [1.7]
|
| | Prononcer [1.8, 1.5]
|
| | Dire le nom de quelqu'un [1.8]
|
| | Dire le nom [1.5]
|
| Exemples |
| 1 | Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
[2.472]
|
| 2 | Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe:
[2.48]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manonona |
| Passé : |
nanonona |
| Futur : |
hanonona |
| Impératif : |
manonòna |
|
|
| Entrée |
manonona
(onona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo [1.1]
|
| | Calmer, apaiser [1.3]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manonona |
| Passé : |
nanonona |
| Futur : |
hanonona |
| Impératif : |
manonòna |
|
|
| Entrée |
manonòna
(onona, tonona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manonona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|