| Entrée |
manoloana
(oloana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [1.1]
|
| | To put one's self in front of another yet face to face. [1.2]
|
| | To be in face of, to be in front of [1.7]
|
| | être devant, en face de [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy;
[2.470]
|
| 2 | Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manoloana |
| Passé : |
nanoloana |
| Futur : |
hanoloana |
| Impératif : |
manoloàna |
|
|
| Entrée |
manoloàna
(oloana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manoloana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|