| Entrée |
manolikoly
(kolikoly (koly))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy [1.1]
|
| | To cajole; to care for [1.7]
|
| | Cajoler, entraîner par des promesses [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manolikoly |
| Passé : |
nanolikoly |
| Futur : |
hanolikoly |
| Impératif : |
manolikole |
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
manolikoly
(kolikoly (koly))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1]
|
| | To bribe [1.7]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manolikoly |
| Passé : |
nanolikoly |
| Futur : |
hanolikoly |
| Impératif : |
manolikole |
|
| Synonymes | |
|