| Entrée |
manokana
(tokana)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
|
| | Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
|
| | Propre; particulier [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Misy menaka fanosotra manokana ihany koa.
[2.424]
|
| 2 | Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana.
[2.117]
|
| 3 | Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana.
[2.643]
|
|
|
| Entrée |
manokana
(tokana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manokana |
| Passé : |
nanokana |
| Futur : |
hanokana |
| Impératif : |
manokàna |
|
|
| Entrée |
manokàna
(tokana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manokana
|
| | [1.1]
|
|