| Entrée | manodinkodina (hodinkodina (hodina)) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Exemples | Ahoana moa no hampanekena ny olona fa rariny ny hampiharana sazy henjana amina mpiasa iray nangalatra yaorita na akanjo na entana fampiasa andavanandro nefa ny mpanao politika manodinkodina vola an-tapitrisany maro tsy mba voatohintohina, ary na misy aza izany dia lazainy fa zony ny mahazo famotsoran-keloka?
[4.27] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|