| Entrée | manodidina (hodidina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1] | |||||||||
| To surround; to go around [1.7] | |||||||||
| Entourer; faire le tour [1.8] | |||||||||
| Exemples | Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo.
[2.324] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | manodidìna (hodidina) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif manodidina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|