Entrée | mankasitraka (sitraka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay [1.1] | |||||||||
To find pleasing or acceptable; to thank [1.7] | |||||||||
Approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8] | |||||||||
Exemples | Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
[2.324] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |