| Entrée |
mankarenina
(renina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1]
|
| | Rendre sourd [1.3, 1.5]
|
| Exemples | hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny!
[2.499]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mankarenina |
| Passé : |
nankarenina |
| Futur : |
hankarenina |
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
mankarenina
(renina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Assourdissant [1.5]
|
| Exemples | Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny.
[2.471]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mankarenina |
| Passé : |
nankarenina |
| Futur : |
hankarenina |
|
|