| Entrée | manjoko (joko) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1] | |||||||||
| Exemples | Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo.
[2.895] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/04/09 |
|