Entrée | manizina (izina) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io? Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | manizìna (izina) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif manizina | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |