| Entrée |
manila
(ila)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1]
|
| | To pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2]
|
| Exemples | Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
[2.424]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manila |
| Passé : |
nanila |
| Futur : |
hanila |
| Impératif : |
manilà |
|
|
| Entrée |
manilà
(ila)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manila
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|