| Entrée | mangoratsaka (horatsaka) | ||||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) [1.1] | |||||
| être d'un blanc pur [1.3] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Mis à jour le 2023/01/21 |
|