Entrée | mangetriketrika (hetriketrika (hetrika)) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Bezanozano] Malaza, manetriketrika [1.78] | |
Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] | ||
Synonymes | mangetrika ~ manetriketrika | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |