| Entrée | mangetrika (hetrika) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | manetriketrika ~ mangetriketrika | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|