Entrée |
mandranto
(ranto)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy [1.1]
|
Explications en anglais | To trade, to traffic, to engage in commerce. [1.2]
|
| To travel about trading [1.7]
|
Explications en français | Trafiquer en voyageant [1.8]
|
Exemples |
1 | Mandranto fianarana didy akanjo ny tanora.
[2.445]
|
2 | fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto
[2.131]
|
3 | Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka.
[1.437]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mandranto |
Passé : |
nandranto |
Futur : |
handranto |
Impératif : |
mandrantoa |
|
|