| Entrée |
mandòna
(dona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [1.1]
|
| | To soak [1.7]
|
| | Tremper [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandòna |
| Passé : |
nandòna |
| Futur : |
handòna |
| Impératif : |
mandoma |
|
|
| Entrée |
mandòna
(dona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tambahoaka]
Manomboka [1.78]
|
| | Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1]
|
| | To knock, to strike [1.7]
|
| | Frapper, battre, heurter [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Injao koa misy mandona ao am-baravarana.
[2.499]
|
| 2 | Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
[2.470]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandòna |
| Passé : |
nandòna |
| Futur : |
handòna |
| Impératif : |
mandonà |
|
|
| Entrée |
mandonà
(dona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mandòna
|
| | [1.1]
|
|