| Entrée | mandimandina (mandina) | ||||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1] | |||||
| [duplicatif] [1.3] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Synonymes | mandina | ||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|