| Entrée | malaholaho (laholaho) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [1.1] | ||
| Synonymes | malaho | |
| Entrée | malaholaho (laholaho) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [1.1] | ||
| Qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [1.3] | ||
| Entrée | malaholaho (laholaho) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Reraka dia reraka efa ambavahoana [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/04/09 |
|