| Entrée |
mandefona
(lefona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manatsatoka lefona [1.1]
|
| | To spear [1.7]
|
| | Sagayer [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy!
[2.499]
|
| 2 | Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano!
[2.508]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandefona |
| Passé : |
nandefona |
| Futur : |
handefona |
| Impératif : |
mandefòna |
|
|
| Entrée |
mandefòna
(lefona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mandefona
|
|