| Entrée |
mandambana
(lambana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao ampehezana [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandambana |
| Passé : |
nandambana |
| Futur : |
handambana |
| Impératif : |
mandambà na |
|
|
| Entrée |
mandambana
(lambana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay [1.1]
|
| | [Provincial]
To spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc [1.2]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandambana |
| Passé : |
nandambana |
| Futur : |
handambana |
| Impératif : |
mandambà na |
|
|
| Entrée |
mandambana
(lambana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandambana |
| Passé : |
nandambana |
| Futur : |
handambana |
| Impératif : |
mandambà na |
|
|
| Entrée |
mandambana
(lambana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandambana |
| Passé : |
nandambana |
| Futur : |
handambana |
| Impératif : |
mandambà na |
|
|
| Entrée |
mandambà na
(lambana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mandambana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|