| Entrée |
manazimba
(zimba)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1]
|
| Exemples | Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa.
[2.285]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manazimba |
| Passé : |
nanazimba |
| Futur : |
hanazimba |
| Impératif : |
manazimbà |
|
|
| Entrée |
manazimbà
(zimba)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manazimba
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|