|
|
|
|

Entrée manasarotra (sarotra)
Partie du discours verbe actif
 Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo
Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana
Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose
Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona [1.1]
 To make something difficult [1.7]
 Rendre difficile [1.8]
Exemples Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. [2.471]
Morphologie 
Présent : manasarotra
Passé : nanasarotra
Futur : hanasarotra
Impératif : manasarota

Mis à jour le 2023/01/20