| Entrée |
manariva
(hariva)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody [1.1]
|
| | To detain until evening, to work in the evening. [1.2]
|
| | To work till evening; to put off till evening; to be near evening [1.7]
|
| | Travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule [1.8]
|
| Exemples | Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manariva |
| Passé : |
nanariva |
| Futur : |
hanariva |
| Impératif : |
manarivà |
|
|
| Entrée |
manarivà
(ariva)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manariva
|
|