| Entrée |
manarangarana
(harangarana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana [1.1]
|
| | To peep at through a hole, or a small opening. [1.2]
|
| | To peep through a hole; to spy on [1.7]
|
| | Jeter un coup d'oeil [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana?
[1.296]
|
| 2 | Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy.
[2.895]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manarangarana |
| Passé : |
nanarangarana |
| Futur : |
hanarangarana |
| Impératif : |
manarangaràna |
|
|
| Entrée |
manarangaràna
(harangarana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manarangarana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|