| Entrée | manao rarangy | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | manao, rarangy | |
| Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1] | ||
| Synonymes | mamely rarangy ~ mikatroka rarangy | |
| Mis à jour le 2023/07/17 |
|