|
|
|
|

Entrée mamely rarangy
Partie du discours locution
Mots élémentaires mamely, rarangy
 Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonymes manao rarangy ~ mikatroka rarangy

Mis à jour le 2023/04/16