Entrée | manangoly (angoly) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny Jer. kolikoly [1.1] | |||||||||
To cheat, to deceive, to ensnare. [1.2] | |||||||||
To lead astray [1.7] | |||||||||
Séduire, tromper [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |