| Entrée |
manandrina
(handrina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana Manohitra [1.1]
|
| | To be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
|
| | Regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
|
| Exemples | Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina
[2.366]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manandrina |
| Passé : |
nanandrina |
| Futur : |
hanandrina |
| Impératif : |
manandrìna |
|
|
| Entrée |
manandrìna
(handrina)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manandrina
|
|