| Entrée | manampina (tampina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana [1.1] | |||||||||
| To plug, to cork [1.7] | |||||||||
| Boucher [1.3, 1.8] | |||||||||
| Fermer, mettre une pierre à un trou du mur [1.3] | |||||||||
| Exemples | Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny;
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/10/21 |
|