Entrée |
manampatra
(ampatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa [1.1]
|
Explications en anglais | To stretch out the limbs. [1.2]
|
| To stretch out; to extend [1.7]
|
Explications en français | étendre; allonger [1.3, 1.8]
|
| Déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) [1.3]
|
Exemples | fa ny adala kosa manampatra ny hadalany.
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
manampatra,
manampa- |
Passé : |
nanampatra,
nanampa- |
Futur : |
hanampatra,
hanampa- |
Impératif : |
manampara |
|
|