| Entrée |
manamboninahitra
|
| Partie du discours | nom
|
| Mots élémentaires | manana,
voninahitra |
| | Enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony Miaramila ambony galona na laharana [1.1]
|
| | An officer in the army, a person of rank. [1.2]
|
| | An officer of the palace or of the armed forces [1.7]
|
| | Qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité [1.3]
|
| | Officier du palais ou de l'armée [1.8]
|
| | « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume [1.196]
|
| Exemples |
| 1 | Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe:
[2.293]
|
| 2 | Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra
[2.324]
|
| 3 | Hoy ilay manamboninahitra namako.
[2.471]
|
| 4 | Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy.
[2.472]
|
|
|