| Entrée | manaloha (aloha) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] | |||||||||
| To do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | manalohà (aloha) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif manaloha | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|