Entrée | manalalaka (lalaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | Is used in Imerina for mandalaka | ||||||||
To make wide, to make roomy [1.7] | |||||||||
Explications en français | Desserrer, élargir, rendre spacieux [1.3, 1.8] | ||||||||
Espacer, mettre à l'aise [1.3] | |||||||||
Exemples | Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy
[2.996] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |