Entrée | manakotrana (kotrana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | manakotràna (kotrana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif manakotrana | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |