| Entrée | manakitrana (kitrana) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | manakitràna (kitrana) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif manakitrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|