| Entrée |
manainga
(ainga)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise? Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [1.1]
|
| | To lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [1.2]
|
| Exemples |
| 1 | Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy.
[1.369]
|
| 2 | Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy.
[2.606]
|
| 3 | laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy.
[2.298]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manainga |
| Passé : |
nanainga |
| Futur : |
hanainga |
| Impératif : |
manaingà |
|
|
| Entrée |
manaingà
(ainga)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manainga
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|