Entrée | manaikera > manaikitra (kaikitra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1] | |||||||||
To bite, to cause pain [1.7] | |||||||||
Mordre; piquer, faire mal [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Analogues | miketoka ~ manaketoka ~ mikaretoka ~ manakarepoka ~ manakaretoka ~ mamazana ~ manatandra ~ mandramatra ~ mandrambo ~ mandrovitra ~ mandriatra | ||||||||
![]() |