| Entrée |
manadidy
(adidy)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [1.1]
|
| | [Sihanaka]
[ mañadidy ] Manome tsiny [1.78]
|
| | To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [1.2]
|
| | Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty.
[2.69]
|
| 2 | Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka.
[2.639]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manadidy |
| Passé : |
nanadidy |
| Futur : |
hanadidy |
| Impératif : |
manadidia |
|
|
| Entrée |
mañadidy
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Taisaka]
misakana,
mandrara
[1.78]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manadidy |
| Passé : |
nanadidy |
| Futur : |
hanadidy |
| Impératif : |
manadidia |
|
|