| Entrée |
mamositra
(fositra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1]
|
| | To ignite by friction. [1.2]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamositra |
| Passé : |
namositra |
| Futur : |
hamositra |
| Impératif : |
mamosera |
|
|
| Entrée |
mamositra
(fositra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Provincial]
To thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [1.2]
|
|
| Entrée |
mamositra
(vositra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka]
Mamora [1.78]
|
| | To castrate [1.7]
|
| | Châtrer [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Morphologie |
| Présent : |
mamositra |
| Passé : |
namositra |
| Futur : |
hamositra |
| Impératif : |
mamosera |
|
|
| Entrée |
mamositra
(vositra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1]
|
| | To nip off shoots [1.7]
|
| | Décapiter une plante [1.8]
|
| | ébourgeonner, tailler en vert [1.196]
|
| Vocabulaire |
| Morphologie |
| Présent : |
mamositra |
| Passé : |
namositra |
| Futur : |
hamositra |
| Impératif : |
mamosera |
|
|