| Entrée |
mamorona
(forona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1]
|
| | To form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2]
|
| | To create; to invent; to found [1.7]
|
| | Créer; inventer; fonder [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava.
[2.5]
|
| 2 | Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay;
[2.445]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamorona |
| Passé : |
namorona |
| Futur : |
hamorona |
| Impératif : |
mamoròna |
|
|
| Entrée |
mamoròna
(forona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mamorona
|
|