|
|
|
|

Entrée mamonto (vonto)
Partie du discours verbe actif
 Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy [1.1]
 To soak, to wet [1.7]
 Saturer, imbiber [1.8]
Exemples Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270]
Morphologie 
Présent : mamonto
Passé : namonto
Futur : hamonto
Impératif : mamontòna

Mis à jour le 2023/01/20