| Entrée |
mamikavika
(vikavika)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
|
| | To tack or baste with large stitches [1.7]
|
| | Faufiler [1.8]
|
| Exemples | Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana.
[2.499]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamikavika |
| Passé : |
namikavika |
| Futur : |
hamikavika |
| Impératif : |
mamikavikà |
|
|
| Entrée |
mamikavikà
(vikavika)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mamikavika
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|