| Entrée |
mamana
(fana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tambahoaka]
Mikotrika atody [1.78]
|
| | Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1]
|
| | To make warm. [1.2]
|
| | To heat [1.7]
|
| | Chauffer [1.8, 1.405]
|
| Exemples | Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamana |
| Passé : |
namana |
| Futur : |
hamana |
| Impératif : |
mamanà |
|
|
| Entrée |
mamanà
(fana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mamana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|