|
|
|
|

Entrée maimbo ra
Partie du discours locution
Mots élémentaires maimbo, ra
Explications en malgache Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01