| Entrée |
mahefa
(efa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e! Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [1.1]
|
| | Pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | rariny raha misy mahefa ny adidiny;
[1.318]
|
| 2 | koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny.
[2.69]
|
| 3 | Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona.
[2.895]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mahefa |
| Passé : |
nahefa |
| Futur : |
hahefa |
| Impératif : |
mahefà |
|
| Autres orthographes |
|
| Entrée |
mahefà
(efa)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mahefa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|