Entrée | mahazo (azo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [1.2] | ||||||||
To get, to acquire; to understand [1.7] | |||||||||
Explications en français | Gagner, obtenir; comprendre [1.8] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/06/13 |
![]() |