| Entrée |
mahavita
(vita)
|
| Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
| | Afaka manaro zavatra na ara-tsaina na ara-batana [1.13]
|
| | To complete, to finish; to be sufficient [1.7]
|
| | Faire, fabriquer, pouvoir finir, pouvoir achever, mener à bonne fin, suffire pour [1.3]
|
| | Pouvoir finir; mener à bonne fin [1.8]
|
| | Capable [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Ny manamboninahitra tsy mahavita marika.
[2.59]
|
| 2 | Zavatra telo misy rano mafana no mahavita azy.
[2.366]
|
| 3 | Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mahavita |
| Passé : |
nahavita |
| Futur : |
hahavita |
|
|