Entrée | vita | ||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||
Explications en malgache | Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | Completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7] | ||||||||
Explications en français | Fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |